• FIARAHABANA NY FILOHA NAHATRATRA NY TAONA VAOVAO

    FIARAHABANA NY FILOHA NAHATRATRA NY TAONA VAOVAO

  • NENDRAN-DRAJAKO

    NENDRAN-DRAJAKO

A la une

𝐎𝐏𝐄𝐑𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐃’𝐄𝐍𝐑𝐄𝐆𝐈𝐒𝐓𝐑𝐄𝐌𝐄𝐍𝐓 𝐑𝐄𝐓𝐑𝐎𝐀𝐂𝐓𝐈𝐅 𝐃𝐄 𝐍𝐀𝐈𝐒𝐒𝐀𝐍𝐂𝐄 𝐏𝐎𝐔𝐑 𝐋𝐄𝐒 𝐄𝐍𝐅𝐀𝐍𝐓𝐒 𝐃𝐄 𝐌𝐎𝐈𝐍𝐒 𝐃𝐄 𝟏𝟖 𝐀𝐍𝐒.

1 775 𝑒𝑛𝑓𝑎𝑛𝑡𝑠 𝑖𝑠𝑠𝑢𝑠 𝑑𝑒𝑠 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑢𝑛𝑒𝑠 𝑟𝑢𝑟𝑎𝑙𝑒𝑠 𝐴𝑚𝑏𝑜𝒉𝑖𝑡𝑜𝑚𝑝𝑜𝑖𝑛𝑎, 𝐴𝑛𝑗𝑎𝑚𝑎𝑛𝑔𝑎, (𝐷𝑖𝑠𝑡𝑟𝑖𝑐𝑡 𝑑’𝐴𝑛𝑡𝑎𝑛𝑖𝑓𝑜𝑡𝑠𝑦), 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑢𝑛𝑒 𝑟𝑢𝑟𝑎𝑙𝑒 𝑀𝑜𝑟𝑎𝑟𝑎𝑛𝑜 𝑐𝒉𝑟𝑜𝑚𝑒, (𝐷𝑖𝑠𝑡𝑟𝑖𝑐𝑡 𝑑’𝐴𝑚𝑝𝑎𝑟𝑎𝑓𝑎𝑟𝑎𝑣𝑜𝑙𝑎), 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑢𝑛𝑒𝑠 𝑟𝑢𝑟𝑎𝑙𝑒𝑠 𝐹𝑎𝑟𝑎𝑡𝑠𝑖𝒉𝑜, 𝐴𝑛𝑑𝑟𝑎𝑛𝑜𝑚𝑖𝑎𝑑𝑦, 𝑅𝑎𝑚𝑎𝑖𝑛𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜, 𝑀𝑖𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑟𝑖𝑣𝑜, 𝑉𝑖𝑛𝑎𝑛𝑖𝑛𝑜𝑛𝑦 𝑆𝑢𝑑, (𝐷𝑖𝑠𝑡𝑟𝑖𝑐𝑡 𝑑’𝐴𝑛𝑡𝑎𝑛𝑖𝑓𝑜𝑡𝑠𝑦) 𝑜𝑛𝑡 𝑏é𝑛é𝑓𝑖𝑐𝑖é 𝑑𝑒 𝑙’𝑜𝑝é𝑟𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑑𝑒 𝑗𝑢𝑔𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑠𝑢𝑝𝑝𝑙é𝑡𝑖𝑓 𝑑’𝑎𝑐𝑡𝑒 𝑑𝑒 𝑛𝑎𝑖𝑠𝑠𝑎𝑛𝑐𝑒 𝑐𝑒𝑡𝑡𝑒 𝑠𝑒𝑚𝑎𝑖𝑛𝑒....

𝐉𝐔𝐆𝐄𝐌𝐄𝐍𝐓 𝐒𝐔𝐏𝐏𝐋É𝐓𝐈𝐅 𝐃’𝐀𝐂𝐓𝐄 𝐃𝐄 𝐍𝐀𝐈𝐒𝐒𝐀𝐍𝐂𝐄 𝐏𝐎𝐔𝐑 𝐋𝐄𝐒 𝐄𝐍𝐅𝐀𝐍𝐓𝐒 𝐃𝐄 𝐌𝐎𝐈𝐍𝐒 𝐃𝐄 𝟏𝟖 𝐀𝐍𝐒

𝐿𝑒 𝑝𝑟𝑜𝑗𝑒𝑡 𝑑’𝑒𝑛𝑟𝑒𝑔𝑖𝑠𝑡𝑟𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑟é𝑡𝑟𝑜𝑎𝑐𝑡𝑖𝑓 𝑑’𝑎𝑐𝑡𝑒 𝑑𝑒 𝑛𝑎𝑖𝑠𝑠𝑎𝑛𝑐𝑒 𝑠𝑒 𝑝𝑜𝑢𝑟𝑠𝑢𝑖𝑡 𝑑𝑎𝑛𝑠 𝑙𝑒𝑠 22 𝐷𝑖𝑠𝑡𝑟𝑖𝑐𝑡𝑠 𝑐𝑖𝑏𝑙𝑒𝑠 𝑠𝑜𝑢𝑠 𝑙𝑎 𝒉𝑜𝑢𝑙𝑒𝑡𝑡𝑒 𝑑𝑢 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡è𝑟𝑒 𝑑𝑒 𝑙’𝐼𝑛𝑡é𝑟𝑖𝑒𝑢𝑟, 𝑒𝑛 𝑐𝑜𝑙𝑙𝑎𝑏𝑜𝑟𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑎𝑣𝑒𝑐 𝑙𝑒 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡è𝑟𝑒 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐽𝑢𝑠𝑡𝑖𝑐𝑒 𝑒𝑡 𝑙𝑒 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡è𝑟𝑒 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝑆𝑎𝑛𝑡é 𝑃𝑢𝑏𝑙𝑖𝑞𝑢𝑒, 𝑠𝑜𝑢𝑠 𝑓𝑖𝑛𝑎𝑛𝑐𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑑𝑒...

𝐅𝐚𝐦𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐨𝐥𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐞𝐧𝐢𝐯𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚

Araka ny toromarika nomen’ny Filohan’ny ny Repoblika dia natsangana ny Centre Opérationnel RANO (COR) izay napetraka ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina ho fandrindrana ireo hetsika voniy maika hamahana ny olan’ny famatsian-drano eto an-drenivohitra. Nifarimbona nifanome tanana eo anivon’izany ireo...

𝑨𝑫𝒀 𝑨𝑴𝑰𝑵’𝑵𝒀 𝑻𝑺𝒀 𝑭𝑨𝑵𝑫𝑹𝑰𝑨𝑴𝑷𝑨𝑯𝑨𝑳𝑬𝑴𝑨𝑵𝑨 𝑨𝑵𝒀 𝑨𝑴𝑰𝑵’𝑵𝒀 𝑭𝑨𝑹𝑰𝑻𝑹𝑨 𝑨𝑵𝑫𝑹𝑶𝒀 𝑺𝒀 𝑨𝑵𝑶𝑺𝒀 : 𝑵𝑰𝑫𝑰𝑵𝑨 𝑻𝑨𝑵𝒀 𝑨𝑵-𝑻𝑶𝑬𝑹𝑨𝑵𝑨 𝑵𝒀 𝑴𝑰𝑵𝑰𝑺𝑰𝑻𝑹𝒀 𝑵𝒀 𝑨𝑻𝑰𝑻𝑨𝑵𝒀.

Araky ny fanamby napetraky ny Governemanta dia laharam-pahamehana ny fametrahana ny fandriampahalemana maharitra eto amin’ny tany sy ny Firenena, ary anisan’izany ny any amin’ny Faritra ANDROY sy ANOSY. Nisy ny fidinana ifotony notanterahin’ny mpikambana ao amin’ny Governemanta tany amin’ireo...

𝟏𝟑 𝐎𝐊𝐓𝐎𝐁𝐑𝐀 : 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐌𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐀𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐇𝐄𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐋𝐎𝐙𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐃𝐈𝐍𝐃𝐎𝐍𝐃𝐎𝐙𝐀

Teto amin’ny tany malalaky ny Sekoly fanabeazana fototra Matiakoho Ambilobe, Faritra DIANA no nanatanterahana ny hetsika fankalazana ny andro iraisampirenena amin’ny fampihenana ny loza sy ny tandindondoza na ny JIRRC 2024, izay nizotra teo ambany fitarihan’ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta...

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐎𝐍𝐃𝐑𝐎𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀-𝐌𝐀𝐒𝐎 𝐄𝐍𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐎𝐋𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎

Tafatsangana ny 9 oktobra 2024, taorian’ny fanambaran’Andriamatoa Andry RAJOELINA, Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara ny vondrona fibaikoana sy fanarahamaso na « Centre de commandement Opérationnel » ho famahana ny olan’ny rano eto Antananarivo sy ny manodidina amin’izao fotoanan’ny main-tany izao. Ny...

𝐌𝐈𝐎𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐀𝐓𝐑𝐄𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐃𝐈𝐍𝐃𝐎𝐍𝐃𝐎𝐙𝐀 𝐈 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀

𝑵𝑨𝑵𝑨𝑶 𝑨𝑻𝑹𝑰𝑲𝑨𝑺𝑨 𝑴𝑰𝑶𝑴𝑷𝑨𝑵𝑨 𝑨𝑴𝑰𝑵’𝑰𝒁𝑨𝑵𝒀 𝑻𝑬𝑻𝑶 𝑨𝑴𝑩𝑰𝑳𝑶𝑩𝑬 𝑵𝒀 𝑪𝑷𝑮𝑼 Ny datin’ny 13 oktobra no natokan’ny fivoriamben’ny Firenena Mikambana hankalazana maneran-tany ny andro iraisampirenena amin’ny fampihenana ny tandindondoza na ny JIRRC « Journée Internationale de la Réduction des Risques de Catastrophes...

𝐉𝐔𝐆𝐄𝐌𝐄𝐍𝐓 𝐒𝐔𝐏𝐏𝐋É𝐓𝐈𝐅 𝐃’𝐀𝐂𝐓𝐄 𝐃𝐄 𝐍𝐀𝐈𝐒𝐒𝐀𝐍𝐂𝐄 𝐀𝐔 𝐏𝐑𝐎𝐅𝐈𝐓 𝐃𝐄𝐒 𝐄𝐍𝐅𝐀𝐍𝐓𝐒 𝐃𝐄 𝐌𝐎𝐈𝐍𝐒 𝐃𝐄 𝟏𝟖 𝐀𝐍𝐒

𝐷𝑒𝑠 𝑎𝑢𝑑𝑖𝑒𝑛𝑐𝑒𝑠 𝑓𝑜𝑟𝑎𝑖𝑛𝑒𝑠 𝑑𝑒 𝑗𝑢𝑔𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑠𝑢𝑝𝑝𝑙é𝑡𝑖𝑓 𝑑’𝑎𝑐𝑡𝑒 𝑑𝑒 𝑛𝑎𝑖𝑠𝑠𝑎𝑛𝑐𝑒 𝑜𝑛𝑡 𝑒𝑢 𝑙𝑖𝑒𝑢 𝑑𝑎𝑛𝑠 𝑙𝑎 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑢𝑛𝑒 𝑟𝑢𝑟𝑎𝑙𝑒 𝑆𝐴𝑇𝑅𝑂𝐾𝐴𝐿𝐴, 𝐷𝑖𝑠𝑡𝑟𝑖𝑐𝑡 𝑑’𝐼𝒉𝑜𝑠𝑦, 𝑙𝑒 𝑙𝑢𝑛𝑑𝑖 07 𝑜𝑐𝑡𝑜𝑏𝑟𝑒 2024, 𝑒𝑡 𝑑𝑎𝑛𝑠 𝑙𝑎 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑢𝑛𝑒 𝑟𝑢𝑟𝑎𝑙𝑒 𝑑𝑒 𝑀𝐴𝑅𝐼𝐴, 𝐷𝑖𝑠𝑡𝑟𝑖𝑐𝑡 𝑑𝑒 𝑀𝑎𝑒𝑣𝑎𝑡𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎, 𝑙𝑒 𝑚𝑒𝑟𝑐𝑟𝑒𝑑𝑖 09 𝑜𝑐𝑡𝑜𝑏𝑟𝑒 2024....

𝐉𝐔𝐆𝐄𝐌𝐄𝐍𝐓 𝐒𝐔𝐏𝐏𝐋É𝐓𝐈𝐅 𝐃’𝐀𝐂𝐓𝐄 𝐃𝐄 𝐍𝐀𝐈𝐒𝐒𝐀𝐍𝐂𝐄 𝐀𝐔 𝐏𝐑𝐎𝐅𝐈𝐓 𝐃𝐄𝐒 𝐄𝐍𝐅𝐀𝐍𝐓𝐒 𝐃𝐄 𝐌𝐎𝐈𝐍𝐒 𝐃𝐄 𝟏𝟖 𝐀𝐍𝐒 : 1 408 𝙗é𝙣é𝙛𝙞𝙘𝙞𝙖𝙞𝙧𝙚𝙨 𝙧𝙚𝙘𝙚𝙣𝙘é𝙨 𝙙𝙖𝙣𝙨 𝙡𝙖 𝙟𝙤𝙪𝙧𝙣é𝙚 𝙙𝙪 𝙡𝙪𝙣𝙙𝙞 07 𝙤𝙘𝙩𝙤𝙗𝙧𝙚 2024 𝙙𝙖𝙣𝙨 𝙡𝙚 𝘿𝙞𝙨𝙩𝙧𝙞𝙘𝙩 𝙙’𝙄𝙝𝙤𝙨𝙮.

𝐿’ 𝑜𝑝é𝑟𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑗𝑢𝑔𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑠𝑢𝑝𝑝𝑙é𝑡𝑖𝑓 𝑑’𝑎𝑐𝑡𝑒 𝑑𝑒 𝑛𝑎𝑖𝑠𝑠𝑎𝑛𝑐𝑒 𝑝𝑜𝑢𝑟 𝑙𝑒𝑠 𝑒𝑛𝑓𝑎𝑛𝑡𝑠 𝑑𝑒 𝑚𝑜𝑖𝑛𝑠 𝑑𝑒 18 𝑎𝑛𝑠 𝑠𝑒 𝑝𝑜𝑢𝑟𝑠𝑢𝑖𝑡 𝑎𝑢 𝑛𝑖𝑣𝑒𝑎𝑢 𝑑𝑒𝑠 22 𝐷𝑖𝑠𝑡𝑟𝑖𝑐𝑡𝑠 𝑏é𝑛é𝑓𝑖𝑐𝑖𝑎𝑖𝑟𝑒𝑠 𝑑𝑢 𝑝𝑟𝑜𝑗𝑒𝑡 𝑝𝑜𝑢𝑟 𝑐𝑒𝑡𝑡𝑒 𝑎𝑛𝑛é𝑒. 𝐷𝑎𝑛𝑠 𝑙𝑒 𝐷𝑖𝑠𝑡𝑟𝑖𝑐𝑡 𝑑’𝐼𝒉𝑜𝑠𝑦, 1 408 𝑒𝑛𝑓𝑎𝑛𝑡𝑠 𝑖𝑠𝑠𝑢𝑠 𝑑𝑒𝑠 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑢𝑛𝑒𝑠 𝑟𝑢𝑟𝑎𝑙𝑒𝑠...

𝙁𝙞𝙩𝙨𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙩𝙚𝙩𝙮 𝙫𝙤𝙝𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙣𝙖𝙤𝙫𝙖𝙣𝙖 𝙙𝙞𝙙𝙞𝙢-𝙥𝙞𝙩𝙨𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙨𝙤𝙡𝙤 𝙨𝙤𝙧𝙖-𝙥𝙖𝙝𝙖𝙩𝙚𝙧𝙖𝙝𝙖𝙣𝙖 𝙝𝙤 𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙕𝙖𝙯𝙖 𝙡𝙖𝙩𝙨𝙖𝙠𝙮 𝙣𝙮 18 𝙩𝙖𝙤𝙣𝙖

– Kaominina ANDIANY, Distrikan’ Ambositra, – Kaominina AMBOHIMANAMBOLA, Distrikan’i Betafo, Ireo no nanatanterahana ny hetsika fanomezana kopia fahaterahana ho an’ireo zaza mbola tsy manana izany ny faran’ny herinandro lasa teo. Nitarika ny ekipa nidina ifotony tany amin’ny fari-piadidiany avy...