𝗙𝗜𝗢𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔𝗩𝗔𝗡’𝗜𝗟𝗔𝗬 𝗥𝗜𝗩𝗢𝗗𝗢𝗭𝗔 𝗚𝗘𝗭𝗔𝗡𝗜| 𝗘𝗙𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗖𝗘𝗡𝗧𝗥𝗘 𝗢𝗣𝗘́𝗥𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡𝗡𝗘𝗟 𝗗𝗘 𝗖𝗢𝗢𝗥𝗗𝗜𝗡𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗗𝗘𝗦 𝗢𝗣𝗘́𝗥𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡𝗦 𝗗’𝗨𝗥𝗚𝗘𝗡𝗖𝗘𝗦 𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗕𝗡𝗚𝗥𝗖 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗦𝗔𝗦𝗔𝗡𝗬 𝗩𝗢𝗔𝗞𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔 .
𝙰𝚕𝚊𝚝𝚜𝚒𝚗𝚊𝚒𝚗𝚢 09 𝙵𝚎𝚋𝚛𝚘𝚊𝚛𝚢 2026 , 𝙱𝙽𝙶𝚁𝙲 𝙰𝚟𝚊𝚝𝚛’𝙰𝚗𝚝𝚊𝚗𝚒𝚖𝚘𝚛𝚊 Mitohy hatrany ny fiomanana manoloana ny mety ho fandalovan’ilay rivodoza GEZANI eto Madagasikara , isan’izany ny fivoriana niarahana tamin’ireo Préfets maromaro any amin’ireo Faritra tombanana ho voakasiky ny fandalovan’i GEZANI, izay teo...



